Maka vehivavy ve isika sa
Mifidy namana hiara dalana amin’ny
fiainana
Ny fomba fiijeren-tsika ny fanambadiana no hamaritra ny fifandraisana izay hampikambana antsika amin’izany
Eo am-piandohana, olon-droa tsy mifankafantatra angamba no mifanojo ka mifankatia sy misafidy
hiara-dia
Lehilahy iray sy vehivavy
iray natsoina hiara-dia amin’ny fiainana.
Nantsoina ho nofo iray ny mpivady
Eo amboalohany, misy ny firaisam-batana hifanaovany hampiray ny vatan’izy ireo,
ka hampiezaka antsika hanambatra ny vatan-tsika
ao amin’ny firaisam-batana.
Nantsoina ho iray fo mitempo ny mpivady
Mba hanondrotana avo dia avo ny fiainan-tsika, dia antsoina isika
hifampizara ny manta sy ny masaka eo
amin’ny fiainana, izay tena fototra ifaharan-tsika. Fifankazahoana am-po
no mitondra antsika hiezaka ahafantatra izay irian’ny vady ka miezaka mandray
ny fihetseham-pony, sy hahafantatra ny maha olona azy.
Nantsoina hiray saina ny
mpivdy.
Nasaina isika hiara-dalana amin’izy Tompo mandritra ny
fiainana eto an-tany, nantsoina isika hizotra amin’ny
tanjona iray Noho izany, asaina
ny olon-droa tsy maintsy hampitovy
fijery amin’ny fanapahan-kevitra rehetra raisiny.
Na
isika hihevitra ny vehivavy
ho fitaovana, toy ny fananana ka azo hampiasaina amin’izay mahafinaritra sy tiana hanaovana azy, ka rehefa lany tsiro dia
hatsipy sy hariana, na isika
hihevitra ny vehivavy ho namana hiara-hamakivaky ny fianana
Mitaky izany
ny fiheverana
ny vady ho olona feno, olona
izay hiezahana ho hafantarina isan’andro isan’andro ny tsiambaratelo
momba azy rehetra. Olona tokana an-tany, nataon’Andriamanitra ho ahy, Olona tsy mitovy
amiko, hafa noho ahy, ka manandratra
ny maha
Olona ahy sy mifameno amiko
Raha fanaka
na fitaovana
no fiheverako ny vadiko, tsy ela
dia ho leo azy ho, vetivety dia lany tsiro
amiko izy, satria tapitra fantatro avokoa ny momba azy
rehetra ka tsy misy ilaiko azy
intsony.
Raha tsiambaratelo
ho fantarina ho ahy ny vadiko,
fanomezan’Andriamanitra ho ahy,
ho eo anilako, tsy ho foiko izy
ka hiezaka hiara dia aminy hatrany
aho mandritra ny fiainako manontolo,
mba hikaroka sy hamantatra hatrany
ny soa ao
aminy rehetra.
Ataoko izay
mety rehetra ho entina hamalifaliana azy, hahasambatra azy, hafaliana ho ahy ny mahita ny fivelarany
sy ny fivoarany
eo amiko.
Hifameno amiko ny
vadiko, ka hanafaka ahy eo amin’ny
fahanginana.
Hiaraka izahay roa hamakivaky
ny fianana
manontolo
Prendre femme
v/s Choisir une compagne pour la vie.
Notre vision du mariage va
déterminer la qualité de la relation qui va nous unir.
Au départ, deux étrangers
peut-être qui se découvrent et qui se choisissent. Un homme et une femme
appelés à vivre ensemble pour la vie.
Unité des corps.
En premier lieu il y aura la
relation sexuelle qui va réunir nos corps et nous aurons à travailler à faire
l’unité de nos corps dans la relation sexuelle même.
Unité des cœurs.
Dimension essentielle de
notre vie, nous sommes appelés à
partager sur ce que nous vivons, sur ce qui est au plus profond de nous. Nous
sommes appelés à développer une intimité. Intimité et familiarité sont deux
choses différentes. L’intimité va nous amener à prendre en compte les désirs du
conjoint, à l’accueillir dans ses
sentiments, à tenir compte de toute sa personne humaine.
Unité des esprits.
Invités à marcher avec notre
Seigneur sur la route de la vie, nous sommes appelés à regarder dans la même direction. Nous
sommes invités à travailler à l’unité de nos volontés.
Soit nous allons prendre
femme, considérant le conjoint comme un objet (un objet : on le possède, on s’en sert,
on en fait ce que veut et on le jette)
Soit nous considérons notre
femme comme une compagne pour la vie. Ici cela implique de considérer le
conjoint comme une personne humaine, personne à découvrir jour après jour,
personne à découvrir dans son mystère, personne unique, crée par Dieu, personne
différente de moi, qui m’humanise et me complète.
Si mon conjoint est un objet,
bien vite je serai fatigué de lui (ou d’elle) car je ferai bien vite le tour de
sa personne.
Si mon époux (ou épouse) est
un mystère, une grâce (un cadeau de Dieu) à mes cotés je resterai jusqu'à la
fin de mes jours dans l’attention, la découverte et l’émerveillement de
l’autre.
Je ferai tout pour lui faire
plaisir, pour la rendre heureuse (ou le rendre heureux). J’aurais à cœur son
épanouissement.
Mon conjoint vient me compléter
et m’arracher à ma solitude. Ensemble nous allons cheminer sur les routes de la
vie.